|
|
|
|

Teny iditra1 danin' ny kibo
Singan-teny  2dany, 3kibo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5sitraky ny fo: Efa tsy eo ambany mason-drainy intsony izy ka manao ny danin' ny kibony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6one's will, one's own pleasure or desire. [1.2]
7one's own desires. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8le bon plaisir. [1.8]
Voambolana  9 Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11